Teny iditra | 1 raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana |
Singan-teny | 2 raha, baka, mihorirana, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina |
Tovy hevitra | 5 raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho, raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |